|
|
|
|

Teny iditra1  mendri-kaja
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  mendrika, haja
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy
Ohatra  5  [2.499#] Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29