Teny iditra mesa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Tanosy] antsy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] antsy, zavatra azo andidian-javatra [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra amesa

Teny iditra mesa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] amin'izany [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mesa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Mesha [Baiboly]
Famaritana frantsay Mésha [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

2015/09/07