Teny iditra 1/3 | mesa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanosy] Antsy [1.78] | |
[Tanala] Antsy, zavatra azo andidian-javatra [1.78] | ||
Tovy hevitra | amesa | |
Teny iditra 2/3 | mesa | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Amin'izany [1.78] | |
Teny iditra 3/3 | Mesa | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Mesha [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mésha [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Mesa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |