Teny iditra | 1 mezamezaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 mezaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#561] Enti-milaza bikan' olona kelikely lavalava. Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazavavy mezamezaka iny no nitady azy tao |
Tsipelina hafa | 5 maizamaizaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |