|
|
|
|

Teny iditra1  miadam-pinaritra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] sambatra tanteraka: "Veloma, masina, ry nahafoizana -- tratraran' ny ela ka dia soava / hiadam-pinaritra lalandava". (Ny Avana)
Singan-teny  4  miadana, finaritra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07