Teny iditra | 1 miadia |
Fototeny | 2 ady |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miady [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#3] |
Ohatra |
5 Anjaran' ny vehivavy : miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao. [2.606#] 6 Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany. [2.59#] |
Fivaditsoratra | 7 iadiam, miadia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |