Teny iditra | miady hevitra (ady, hevitra) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fandikana anglisy | To argue, to discuss [Richardson 1885] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Teny mitovy hevitra | miady saina ~ mifanolana ~ mifandapa ~ mifandahatra ~ mifandany ron-doha ~ mifamandraka ~ mifanjinja ~ mifanditra ~ mifandohika ~ mifanjihitra ~ mifandafatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |