Teny iditra (1/3) | 1 miafana |
Fototeny | 2 afa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena 5 Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra [1.1] |
Ohatra |
6 Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 miafana |
Fototeny | 11 afana |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
13 to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 miafàna |
Fototeny | 20 afana |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafana |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.2] |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 24 manafia, miafana, miafàna, manafia, miafana, miafàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |