Teny iditra miafonafona (afonafona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misafoaka, mirehidrehikatezerana, romotry ny hatezerana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be furious, to be enraged, to be violently impetuous; to be vain, proud or boastful. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Etre furieux [Abinal 1888]
Endriteny 
miafonafona
niafonafona
hiafonafona
miafonafòna

Teny iditra miafonafona (afonafona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafonafona [firaketana]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2013/09/08