Teny iditra (1/2) | 1 miafonafona |
Fototeny | 2 afonafona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misafoaka, mirehidrehikatezerana, romotry ny hatezerana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be furious, to be enraged, to be violently impetuous; to be vain, proud or boastful. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Etre furieux [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 miafonafona |
Fototeny | 12 afonafona |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafonafona |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 16 fifamonoana, miafonafona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |