Teny iditra | 1 miahiahy |
Fototeny | 2 ahiahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be distrustful, to be suspicious. [1.2] 6 to worry, to be suspicious [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8] |
Ohatra |
8 Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miahiahy io |
Fivaditsoratra | 14 miahiahy, mihaihay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |