Teny iditra miahotrahotra (ahotrahotra (ahotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hamba ~ misalasala
Ohatra aza miahotrahotra akory amin'ny fampandehananao azy, raha tsy ampijanoniko ianao. [Baiboly: 12:004:024/2 Mpanjaka 4:24..]

2013/11/07