Teny iditra miahotrahotra (ahotrahotra (ahotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: hamba ~ misalasala
Ohatra aza miahotrahotra akory amin'ny fampandehananao azy, raha tsy ampijanoniko ianao. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20