|
|
|
|

Teny iditra1  miahy
Fototeny  2  ahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others.
6  [1.7] to take care of; to worry, to be suspicious
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] être le soutien
8  [1.3] avoir soin
9  [1.8] s'occuper de; avoir des soucis
Ohatra  10  miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille) [1.3]
11  Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [1.3]
12  Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na ataon-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [2.470]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny miahy io

Fivaditsoratra  18  aihim, imiha, miahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21