|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miaina
Fototeny  2  aina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
5  Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [1.2]
7  to breathe; to live [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
9  Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
10  Se retirer, se dilater
11  fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [1.3]
12  respirer; vivre [1.8]
Ohatra  13  tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
14  Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny miaina io

Teny iditra (2/2)23  miainà
Fototeny  24  aina
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaina
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3]
Ohatra  28  Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  30  miaina, miainà, miaina, miainà

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20