|
|
|
|

Teny iditra1  miaingitra
Fototeny  2  aingitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra
5  Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20