Teny iditra | miaka-drova | |
Singan-teny | miakatra ; rova | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |