Teny iditra | 1 miakanjo |
Fototeny | 2 akanjo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao akanjo: Miakanjo mainty izy satria misaona 5 Mampiditra akanjo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to dress, to be dressed in. [1.2] 7 to dress onself [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 s'habiller [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny miakanjo io |
Fivaditsoratra | 15 komanjia, miakanjo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |