|
|
|
|

Teny iditra1  miala aina
Singan-teny  2  miala, aina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] eo amin' ny fotoana ahafatesana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to die, to expire, to cease to breathe.
6  [1.7] to die
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] mourir
Ohatra  8  Efa miala aina izy, nefa mbola nahateny ihany [2.324]

Fivaditsoratra  9  amalianay, miala aina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19