|
|
|
|

Teny iditra1  miala nenina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Manao izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To re-assure one's conscience; to prevent subsequent regret by making the best use of one's opportunities; to work off remorse by penitence. [1.2]
5  To do everything possible so that one will have no regrets later [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Faire tout son possible pour éviter des regrets possibles [1.8]
Singan-teny  7  miala, nenina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09