Teny iditra | 1 miala safay |
Singan-teny | 2 miala, safay |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] 6 to work for appearance's sake only [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 travailler pour la bonne forme seulement [1.8] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny miala safay io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |