Teny iditra misafay (safay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misafay
Ny lasa : nisafay
Ny hoavy : hisafay
Tovy hevitra miala safay ~ manao alasafay

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05