Teny iditra | 1 miala aina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] eo amin' ny fotoana ahafatesana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to die, to expire, to cease to breathe. 5 [1.7] to die |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mourir |
Ohatra |
7 [2.324] Efa miala aina izy, nefa mbola nahateny ihany |
Singan-teny | 8 miala, aina |
Fivaditsoratra | 9 amalianay, miala aina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |