|
|
|
|

Teny iditra1  mialaka bontana
Fototeny  2  alaka, bontana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manao ditra, mikiry: Mialaka bontana amin' ny fambolena any ambanivohitra any ny zokinao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07