Teny iditra miala londona
Singan-teny miala ; londona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To become free from matter and swelling in the eyes, said of an infantile disease. [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miala londona
Ny lasa : niala londona
Ny hoavy : hiala londona
Filaza mandidy : mialà londona

Teny iditra miala londona
Singan-teny miala ; londona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny zavamaniry mihintsam-boninkazo mba hiforonan' ny voany [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16