Teny iditra miala safay
Singan-teny miala ; safay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy ( manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
 To work for appearance's sake only [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Travailler pour la bonne forme seulement [1.8]
Tovy hevitra manao alasafay ~ misafay
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08