|
|
|
|

Teny iditra1  miala safay
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  miala, safay
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake.
6  [1.7] to work for appearance's sake only
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] travailler pour la bonne forme seulement
Tovy hevitra  8  manao alasafay, misafay
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny miala safay io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29