Teny iditra miala saona (ala, saona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mamela ny akanjo mari-pisaonana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to go out of mourning [Richardson 1885]
Ohatra dia miala saona isika ambanilanitra. [Callet: Tantara]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31