Teny iditra | 1 miala tsiny |
Singan-teny | 2 miala, tsiny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manala tsiny ny tena, mandio tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to apologise; to offer excuses, to clear one's self from censure or blame. Mostly applied to the apology almost always made in the introduction to a speech. 6 [1.7] to excuse oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] s'excuser, demander pardon |
Mpanahaka | 8 miala fondro, miala salohy fito, miala vava |
Fivaditsoratra | 9 manasitily, miala tsiny, tsilaimany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |