|
|
|
|

Teny iditra1  mialin-taona
Singan-teny  2  mialina, taona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12