Teny iditra |
mialoka
(aloka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maka toerana eo ambany zavatra iray izay miaro ny tena amin' ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy oram-baratra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To take shelter from rain or sun. In Imerina the reduplicated form is more frequently used of shade from the sun. [1.2]
|
| To go into the shade; to take shelter [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se mettre ou être à l'ombre; s'abriter [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mialoka |
Ny lasa : |
nialoka |
Ny hoavy : |
hialoka |
Filaza mandidy : |
mialofa |
|
|