Teny iditra miambezo (ambezo (vezo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo Ikotokely. Jereo mangataka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go about begging cravenly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Demander avec instance [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miambezo
Ny lasa : niambezo
Ny hoavy : hiambezo
Filaza mandidy : miambezoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20