Teny iditra | 1 miambina |
Fototeny | 2 ambina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch. [1.2] 6 to watch, to guard [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 surveiller, garder [1.8] |
Ohatra |
8 Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany. [2.472] 9 Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? [2.996] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny miambina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |