Teny iditra | 1 miamboho adidy |
Singan-teny | 2 miamboho, adidy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy manao na mandositra adidy; mandositra na milefa andraikitra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] se défiler, fuir ses responsabilités |
Voambolana |
6 Filôzôfia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |