Teny iditra miambozom-bola (vozona, vola)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny vary eny an-tanimbary izay ahitana salohy efa mitondra voa [Rajemisa 1985]

2013/04/12