Teny iditra miampanga (ampanga)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
¶ Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to accuse, to charge. [Richardson 1885]
   to accuse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   accuser, dénoncer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miampanga
niampanga
hiampanga
miampangà

Teny iditra miampangà (ampanga)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miampanga [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/18