|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miampanga
Fototeny  2  ampanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to accuse
6  [1.2] to charge.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] accuser, dénoncer
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  miampangà
Fototeny  15  ampanga
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miampanga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]

Fivaditsoratra  19  ampangaim, iampangam, mampangai, miampanga, miampangà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05