Teny iditra | 1 miampy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to grow larger or greater in number or quantity. 5 [1.7] to increase in number or quantity; to increase by so much |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité |
Ohatra |
7 [2.472] Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy. 8 [2.470] Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny. |
Fototeny | 9 ampy |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 15 miampy, mipamy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |