Teny iditra mianavaratra (avaratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mankany avaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go north or northwards. [Richardson 1885]
 to go to the north [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aller vers le nord [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mianavaratra
nianavaratra
hianavaratra
mianavarata
Mpanahaka  mianatsimo ~ miantsinanana ~ miankandrefana
Teny nalaina 

2010/05/14