Teny iditra miantsinanana (atsinanana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go to the east [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aller vers l'est [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[Fox: Hainteny, laharana 168]
2Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 63]
3Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 229]
Endriteny 
miantsinanana
niantsinanana
hiantsinanana
miantsinanàna
Teny nalaina 
Fifanahafana  mianavaratra ~ mianatsimo ~ miankandrefana

Teny iditra miantsinanàna (atsinanana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsinanana [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/17