Teny iditra |
miandaboboka
(daboboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) Aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miandaboboka |
Ny lasa : |
niandaboboka |
Ny hoavy : |
hiandaboboka |
Filaza mandidy : |
miandaboha |
|
Tovy hevitra | |
|