Teny iditra | 1 miandahy |
Fototeny | 2 lahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao asa fanaon-dehilahy. |
Ohatra |
5 Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 hanadimy, hanidiam, idaniham, idinaham, mahadiñy, mahidina, miandahy, midinaha, nihadiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |