|
|
|
|

Teny iditra miandra (andra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery ambony, manantena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miandra
Ny lasa : niandra
Ny hoavy : hiandra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25