Teny iditra |
miandravana
(andravana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maneho fifaliana amin' ny dihy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To make diversions at funerals; to play without any thought. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miandravana |
Ny lasa : |
niandravana |
Ny hoavy : |
hiandravana |
Filaza mandidy : |
miandravàna |
|
|
Teny iditra |
miandravàna
(andravana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandravana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|