|
|
|
|

Teny iditra1  miandry tafika
Singan-teny  2  miandry, 3  tafika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to wait for the birth of a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  attendre la naissance d'un enfant [1.8]
Tovy hevitra  8  miandry vohoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12