|
|
|
|

Teny iditra1  miandry vava latsaka
Singan-teny  2  miandry, vava, latsaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Tovy hevitra  5  miandry kendry tohina

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16