Teny iditra | 1 miandry vohoka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 miandry, vohoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to wait for the birth of a child |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] attendre la naissance d'un enfant |
Tovy hevitra | 7 miandry tafika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |