Teny iditra | miandry raharaha | |
Singan-teny | miandry ; raharaha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo irakiraka taloha mijanona eo akaikin' ny rova ka antsoin' ny manamboninahitra rehefa misy hilana azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |