Teny iditra | 1 miandry tafika |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to wait for the birth of a child |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] attendre la naissance d'un enfant |
Singan-teny | 6 miandry, tafika |
Tovy hevitra | 7 miandry vohoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |