Teny iditra miandry vava latsaka
Singan-teny miandry ; vava ; latsaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Tovy hevitra miandry kendry tohina

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16